Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




2Tantara 19:4 - DIEM PROTESTANTA

4 Nitoetra tao Jerosalema i Jôsafata; ary nandeha hitety vahoaka indray izy hatrany Beera-Seba ka hatrany amin’ny tendrombohitr’i Efraîma, ary nampiverina azy ho amin’ny TOMPO Andriamanitry ny razany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

4 Nitoetra tany Jerosalema i Josafata; ary nandeha nitety ny olona indray izy hatrany Bery-Sheba ka hatrany amin’ny tany be havoana any Efraima ka nampiverina ny olona ho amin’NY TOMPO, Andriamanitry ny razany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

4 Nitoetra tao Jerosalema i Jôsafata; ary nandeha hitety vahoaka indray izy hatrany Beera-Seba ka hatrany amin’ny tendrombohitr’i Efraîma, ary nampiverina azy ho amin’ny TOMPO Andriamanitry ny razany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

4 Nitoetra tao Jerosalema i Jôsafata ary noteteziny indray ny vahoaka, hatrany Bersabea, ka hatrany amin’ny tendrombohitr’i Efraima, dia nampivereniny amin’i Iaveh Andriamanitry ny razany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

4 ARY Josafata nitoetra tany Jerosalema; ary nandeha hitety ny olona indray izy hatrany Beri-sheba ka hatrany amin’ny tany havoan’i Efraima ary nampiverina ny olona ho amin’i Jehovah, Andriamanitry ny razany.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

4 Ary Josafata nitoetra tany Jerosalema; ary nandeha hitety ny olona indray izy hatrany Beri-sheba ka hatrany amin'ny tany havoan'i Efraima ary nampiverina ny olona ho amin'i Jehovah, Andriamanitry ny razany.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

4 Nitoetra tany Jerosalema i Josafata; ary nandeha nitety ny olona indray izy hatrany Bery-Sheba ka hatrany amin’ny tany be havoana any Efraima ka nampiverina ny olona ho amin’NY TOMPO, Andriamanitry ny razany.

Jereo ny toko dika mitovy




2Tantara 19:4
12 Rohy Ifampitohizana  

Dia nifoha vao maraina be i Abrahama ka naka mofo sy siny hoditra feno rano; dia nomeny an’i Hagara izany sady napetrany teo an-tsorony, ary natolony azy koa ny zaza. Dia nalefan’i Abrahama izy mianaka ka nandeha nirenireny tao an-taniefitr’i Beera-Seba.


Ary i Abrahama namboly hazo voamadilo tao Beera-Seba, ka teo no nivavahany tamin’ilay Andriamanitra mandrakizay sy niantsoany Azy hoe TOMPO.


Avy hatrany ilay nandray denàry 30 000 dia nampiasa izany ka nahazo tombony denàry 30 000.


Hombàn’ny fanahy aman-kerin’i Elià mpaminany izy ka hialoha ny Tompo, mba hampifandray am-po ny ray aman-dreny sy zanaka sady hamerin-doha ny maditra ho olo-marina feno fahendrena, ary dia hanomana vahoaka vonona handray ny Tompo.


Dia novalian’i Josoa hoe: –Raha tàhiny vahoaka marobe ianareo ka tery ho anareo ny havoanan’i Efraîma, dia mandehana any amin’ny tanin’ny Perizita sy ny Refaîta ka tevezo ny ala any hipetrahanareo.


Tamin’izany andro mbola tsy nisian’ny mpanjaka tany Israely izany, dia nisy levita iray nivahiny tany amin’ny toerana mihataka, an-tsisin’ny faritra be tendrombohitra any Efraîma. Naka vadikely iray tao Betlehema any Joda izy.


Dia niainga ny Israelita rehetra ary tafangona toy ny olona iray izy hatrany Dana ka hatrany Beera-Seba sy hatrany amin’ny faritr’i Gilehada no nivory teo anatrehan’ny TOMPO tao Mitsepà.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra