2Tantara 15:1 - DIEM PROTESTANTA1 Tonga tamin’i Hazarià zanakalahin’i Hôdeda ny Fanahin’Andriamanitra; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20111 Tonga tamin’i Azaria, zanak’i Odeda, ny Fanahin’Andriamanitra; Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara1 Tonga tamin’i Hazarià zanakalahin’i Hôdeda ny Fanahin’Andriamanitra; Jereo ny tokoBaiboly Katolika1 Tonga tamin’i Azariasa zanak’i Obeda ny fanahin’Andriamanitra Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy1 ARY ny Fahahin’Andriamanitra tonga tamin’i Azaria, zanak’i Odeda; Jereo ny tokoMalagasy Bible1 Ary ny Fanahin'Andriamanitra tonga tamin'i Azaria, zanak'i Odeda; Jereo ny tokoLa Bible en Malgache1 Tonga tamin’i Azaria, zanak’i Odeda, ny Fanahin’Andriamanitra; Jereo ny toko |
Ary notsindrian’ny Fanahin’Andriamanitra kosa tamin’izay i Zakarià mpisorona zanakalahin’i Jôiadà, ka nitsangana teo amin’ny toerana avoavo manoloana ny vahoaka izy ary nanao taminy hoe: «Izao no lazain’Andriamanitra aminareo: ‹Nahoana no mandika ny didiko ianareo? Tsy ahitanareo fanambinana izany. Noho Izaho TOMPO efa nilaozanareo, dia mba handao anareo koa Aho!› »