2Tantara 14:3 - DIEM PROTESTANTA3 Nomeny baiko ny Jodeanina hitady ny TOMPO Andriamanitry ny razany sy hankatò ny lalànany sy ny didiny. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20113 Ary niteny tamin’ny Joda izy hitady NY TOMPO, Andriamanitry ny razany, ary hankatò ny lalàna sy ny didy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara3 Nomeny baiko ny Jodeanina hitady ny TOMPO Andriamanitry ny razany sy hankatò ny lalànany sy ny didiny. Jereo ny tokoBaiboly Katolika3 Nandidy an’i Jodà mba hitady an’i Iaveh Andriamanitry ny razany, sy hanatanteraka ny lalàna aman-didy izy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy3 Ary nandidy ny Joda hitady an’i Jehovah, Andriamanitry ny razany, izy ary hankatò ny lalàna sy ny didy. Jereo ny tokoMalagasy Bible3 Ary nandidy ny Joda hitady an'i Jehovah, Andriamanitry ny razany, izy ary hankatò ny lalàna sy ny didy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache3 Ary niteny tamin’ny Joda izy hitady NY TOMPO, Andriamanitry ny razany, ary hankatò ny lalàna sy ny didy. Jereo ny toko |
Noravana teo anatrehan’i Jôsià ny alitaran’ireo andriamanitra Bahala; nazerany ny fandoroana vovo-javamanitra teo amboniny; novakivakiny ny tsatokazo fanajana an’i Aserà mbamin’ireo sarin-tsampy voasokitra na mivongana; ary notorotoroiny ho lasan-ko vovoka izany rehetra izany ka nafafiny teny amin’ny fasan’ireo efa nanolotra sorona tamin’ireny andriamani-tsiizy ireny.
Ny sarin-tsampy voasokitra, izay andriamaniny, dia hodoranareo; aza tsiriritinareo na alainareo ho anareo ny volafotsy na volamena izay eo amin’ireny sarin-tsampy ireny, fandrao ho fandrika hampanompo sampy anareo izany: eny, zava-mahatsiravina eo imason’ny TOMPO Andriamanitrareo ireny rehetra ireny.