Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




2Tantara 12:8 - DIEM PROTESTANTA

8 Kanefa hilefitra hanompo an’i Sisàka ihany izy ireo, mba hahafantarany fa tsy mitovy ny manompo Ahy sy ny manompo ireo mpanjakan’ny tany vahiny.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

8 Kanefa ho mpanompony ihany izy, mba hahafantarany ny fanompoana Ahy sy ny fanompoana any amin’ny fanjakana hafa.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

8 Kanefa hilefitra hanompo an’i Sisàka ihany izy ireo, mba hahafantarany fa tsy mitovy ny manompo Ahy sy ny manompo ireo mpanjakan’ny tany vahiny.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

8 Kanefa hanompo an’io ihany izy ireo, mba samy ho fantany na ny manompo Ahy na ny manompo ny fanjakan’ny tany.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

8 Kanefa ho mpanompony ihany izy, mba hahafantarany ny fanompoana Ahy sy ny fanompoana any amin’ny fanjakana hafa.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

8 Kanefa ho mpanompony ihany izy, mba hahafantarany ny fanompoana Ahy sy ny fanompoana any amin'ny fanjakana hafa.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

8 Kanefa ho mpanompony ihany izy, mba hahafantarany ny fanompoana Ahy sy ny fanompoana any amin’ny fanjakana hafa.

Jereo ny toko dika mitovy




2Tantara 12:8
8 Rohy Ifampitohizana  

Ankehitriny dia indreto andevozina izahay eto amin’ny tany izay nomenao ny razanay hihinanany ny vokatra sy ny soa avy aminy.


noporetin’ireo fahavalony izy ary niforitra teo ambany fahefàny.


Ry TOMPO Andriamanitray ô, tompo maro no efa notompoinay talohanao; nefa ny anaranao ihany no satrinay hotsaroana.


Koa ahitsio aho, ry TOMPO, nefa araka ny antonony ihany fa tsy araka ny fahatezeranao fandrao hataonao tonga tsinontsinona aho.


Na dia nizara fanomezana tamin’ny firenen-kafa aza izy, dia tonga kosa ny fotoana hamoriako azy ankehitriny. Ary tsy ho ela izy dia hijaly noho izay hatambesatr’ilay mpanjakan’andriana.


Ireo firenen-kafa ireo moa no navelan’ny TOMPO haharitra teo amin’ny tany dia mba hizahany toetra ny Israelita rehetra izay tsy mbola nandray anjara tamin’ny ady nahazoana an’i Kanahàna;


tian’ny Tompo mba hianatra hiady manko ny taranaka vaovao izay tsy mbola nahalala ady.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra