2Tantara 11:9 - DIEM PROTESTANTA9 i Adôraîma sy i Lakisy ary i Hazekà, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20119 i Adoraima, i Lakisy, i Azeka, Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara9 i Adôraîma sy i Lakisy ary i Hazekà, Jereo ny tokoBaiboly Katolika9 i Adôrama, i Lakisa, i Azekà, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy9 sy Adoraima sy Lakisy sy Azeka Jereo ny tokoMalagasy Bible9 sy Adoraima sy Lakisy sy Azeka Jereo ny tokoLa Bible en Malgache9 i Adoraima, i Lakisy, i Azeka, Jereo ny toko |
Taorian’izay dia nanao fahirano an’i Lakisy i Saneheriba mpanjakan’i Asiria ary koa ny tafiny manontolo. Avy ao i Saneheriba no naniraka manamboninahitra hankany Jerosalema ho any amin’i Hezekià mpanjakan’i Joda sy ho any amin’ny Jodeanina rehetra nonina tao an-drenivohitra. Ka hoy ny hafatra nampitain’ireto iraka hoe: