Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Timoty 1:8 - DIEM PROTESTANTA

8 Fantatsika fa tsara ny lalàna, raha ampiasaina amin’izay antony marina.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

8 Fantatsika anefa fa tsara ny lalàna raha entin’ny olona araka izay antony

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

8 Fantatsika fa tsara ny lalàna, raha ampiasaina amin’izay antony marina.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

8 Fantatsika fa tsara ny Lalàna, raha ampiasain’ny olona araka ny antony marina,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

8 Nefa fantatsika fa tsara ny lalàna, raha entin’ny olona araka izay antony,

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

8 Nefa fantatsika fa tsara ny lalàna, raha entin'ny olona araka izay antony,

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

8 Fantatsika anefa fa tsara ny lalàna raha entin’ny olona araka izay antony

Jereo ny toko dika mitovy




1Timoty 1:8
12 Rohy Ifampitohizana  

Nidina avy tany an-danitra Ianao dia niteny tamin’ny razanay teo an-tendrombohitra Sinay ary nanome azy fitsipika mahitsy sy lalàna marina ary fepetra sy didy lavorary.


Aza miray lasitra amin’izao tontolo izao; fa meteza hovan’Andriamanitra ka hihavao saina tanteraka, mba hahaizanareo mamantatra ny sitrapon’Andriamanitra: dia izay tsara sy ankasitrahiny ary lavorary.


Raha izay tsy sitrako no tanterahiko, dia miaiky ny lalàna ho tsara aho;


Satria ny tsara, fantatro fa tsy monina ato anatiko, izany hoe ao amin’ny maha olona mpanota ahy. Mba misy ato amiko ihany ny fikasana hanao ny tsara, fa ny fanatanterahana azy no tsy misy:


Fa raha ny ao anatiko ao, dia mahafinaritra ahy ny lalànan’Andriamanitra;


Manohitra ireo fampanantenana nataon’Andriamanitra àry ve ny lalàna? Sanatria! Raha lalàna afaka mamelona no nomena, dia ny lalàna mihitsy no hahatonga ny olona ho marina eo imason’Andriamanitra.


Ny mpanao fanatanjahan-tena dia tsy mahazo satroboninahi-pandresena raha tsy manezaka araka ny fitsipika.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra