1Petera 1:10 - DIEM PROTESTANTA10 Ny amin’izany famonjena izany dia nanaovan’ireo mpaminany famotopotorana sy fikarohana fatratra, satria ireo no efa nilaza mialoha ny fahasoavana voatendrin’Andriamanitra ho anareo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201110 Ny momba izany famonjena izany no nodinihin’ny mpaminany sy nokarohiny fatratra, dia ireo naminany ny fahasoavana ho anareo; Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara10 Ny amin’izany famonjena izany dia nanaovan’ireo mpaminany famotopotorana sy fikarohana fatratra, satria ireo no efa nilaza mialoha ny fahasoavana voatendrin’Andriamanitra ho anareo. Jereo ny tokoBaiboly Katolika10 Izany famonjena izany no zavatra nokatsahiny sy nokarohin’ny mpaminany izay naminany ny fahasoavana voatendry ho anareo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy10 Ny amin’izany famonjena izany dia notadiavin’ny mpaminany sy nokatsahiny fatratra, dia ireo efa naminany ny fahasoavana ho anareo; Jereo ny tokoMalagasy Bible10 Ny amin'izany famonjena izany dia notadiavin'ny mpaminany sy nokatsahiny fatratra, dia ireo efa naminany ny fahasoavana ho anareo; Jereo ny tokoLa Bible en Malgache10 Ny momba izany famonjena izany no nodinihin’ny mpaminany sy nokarohiny fatratra, dia ireo naminany ny fahasoavana ho anareo; Jereo ny toko |
Dia nanao fotoana tamin’i Paoly ireo, ka nihamaro ny tonga tamin’ny andro voatendry, tao amin’ny trano nitoerany. Hatramin’ny maraina ka mandra-paharivan’ny andro, dia nanao famelabelarana i Paoly; vavolombelona nanambara ny Fanjakàn’Andriamanitra izy ary niezaka nandresy lahatra azy ireo momba an’i Jesoa, tamin’ny teny notsoahany avy amin’ny lalànan’i Mosesy sy ny bokin’ny mpaminany.