1Jaona 3:8 - DIEM PROTESTANTA8 Izay manota dia avy amin’ny devoly, satria ny devoly dia mpanota hatrany am-boalohany. Ary ny anton’ny nisehoan’ilay Zanak’Andriamanitra, dia ny handrava ny asan’ny devoly. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20118 Izay manota dia avy amin’ny devoly satria ny devoly dia manota hatramin’ny voalohany. Izao no nisehoan’ny Zanak’Andriamanitra, dia ny handrava ny asan’ny devoly. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara8 Izay manota dia avy amin’ny devoly, satria ny devoly dia mpanota hatrany am-boalohany. Ary ny anton’ny nisehoan’ilay Zanak’Andriamanitra, dia ny handrava ny asan’ny devoly. Jereo ny tokoBaiboly Katolika8 Izay manota dia avy amin’ny devoly, fa mpanota hatrany am-boalohany ny devoly. Ary ny handrava ny asan’ny devoly no nisehoan’ny Zanak’Andriamanitra. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy8 Izay manota dia avy amin’ny devoly, satria ny devoly manota hatramin’ny voalohany. Izao no nisehoan’ny Zanak’Andriamanitra, dia ny handrava ny asan’ny devoly. Jereo ny tokoMalagasy Bible8 Izay manota dia avy amin'ny devoly, satria ny devoly manota hatramin'ny voalohany. Izao no nisehoan'ny Zanak'Andriamanitra, dia ny handrava ny asan'ny devoly. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache8 Izay manota dia avy amin’ny devoly satria ny devoly dia manota hatramin’ny voalohany. Izao no nisehoan’ny Zanak’Andriamanitra, dia ny handrava ny asan’ny devoly. Jereo ny toko |
Ary iaraha-miaiky fa lehibe ny tsiambaratelo nambara momba ny fivavahantsika: Niharihary ho olombelona i Kristy, nankatoavin’Andriamanitra tamin’ny herin’ny Fanahy masina ary niseho tamin’ny iraka; notorîna tany amin’ny firenena, ka ninoana eran’izao tontolo izao; nakarina any an-danitra tamim-boninahitra.