1Jaona 3:4 - DIEM PROTESTANTA4 Izay rehetra manota dia mandika ny lalànan’Andriamanitra, fa ny ota no fandikana ny lalànan’Andriamanitra. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20114 Izay rehetra manota no mandika ny lalàna; fa ny ota no fandikana ny lalàna. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara4 Izay rehetra manota dia mandika ny lalànan’Andriamanitra, fa ny ota no fandikana ny lalànan’Andriamanitra. Jereo ny tokoBaiboly Katolika4 Izay rehetra manota dia mandika ny lalàna, satria ny ota dia fandikana ny lalàna. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy4 Izay rehetra manota no mandika ny lalàna; fa ny ota no fandikana ny lalàna. Jereo ny tokoMalagasy Bible4 Izay rehetra manota no mandika ny lalàna; fa ny ota no fandikana ny lalàna. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache4 Izay rehetra manota no mandika ny lalàna; fa ny ota no fandikana ny lalàna. Jereo ny toko |
Ary notsindrian’ny Fanahin’Andriamanitra kosa tamin’izay i Zakarià mpisorona zanakalahin’i Jôiadà, ka nitsangana teo amin’ny toerana avoavo manoloana ny vahoaka izy ary nanao taminy hoe: «Izao no lazain’Andriamanitra aminareo: ‹Nahoana no mandika ny didiko ianareo? Tsy ahitanareo fanambinana izany. Noho Izaho TOMPO efa nilaozanareo, dia mba handao anareo koa Aho!› »