Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Tantara 6:26 - DIEM PROTESTANTA

26 sy zafim-paladian’i Jeôtray ary zafin-dorian’i Zera, dia i Zera zanakalahin’i Hadaià

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

26 zanakalahin’i Etny, zanakalahin’i Zera, zanakalahin’i Adaia,

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

26 sy zafim-paladian’i Jeôtray ary zafin-dorian’i Zera, dia i Zera zanakalahin’i Hadaià

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

26 zanak’i Melkiasa zanak’i Atania zanak’i Zarà

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

26 zanakalahin’i Etny, zanakalahin’i Zera, zanakalahin’i Adaia,

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

26 zanakalahin'i Etny, zanakalahin'i Zera, zanakalahin'i Adaia,

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

26 zanakalahin’i Etny, zanakalahin’i Zera, zanakalahin’i Adaia,

Jereo ny toko dika mitovy




1Tantara 6:26
5 Rohy Ifampitohizana  

sy zafiafin’i Mikaela sy zafin-dohalik’i Bahaseià sy zafin-kitrokelin’i Malkià


sy zafin’i Etàna sy zafiafin’i Zimà sy zafin-dohalik’i Simehỳ


Ireto avy ny taranak’i Aharôna: i Elehazara zanakalahin’i Aharôna, i Pinehasa zanakalahin’i Elehazara, i Abisoa zanakalahin’i Pinehasa,


i Jôà zanakalahin’i Zimà, i Hidao zanakalahin’i Jôà, i Zera zanakalahin’i Hidao, ary i Jeôtray zanakalahin’i Zera.


Tao Ramà, tany amin’ny faritra be tendrombohitra any Efraîma, dia nisy lehilahy anankiray anisan’ny taranak’i Tsofo. Io lehilahy io dia natao hoe Elkanà, zanak’i Jerohama, zafikelin’i Elihò, zafiafin’i Tôhò ary zafindohalik’i Tsofo.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra