Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Tantara 3:20 - DIEM PROTESTANTA

20 ary dimy lahy hafa koa: dia i Hasobà sy i Ôhela mbamin’i Berekià sy i Hasadià ary i Josaba-Heseda.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

20 ary koa i Hasoba, i Ohela, i Berekia, i Hasadia ary i Josaba-Heseda; dimy izy ireo.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

20 ary dimy lahy hafa koa: dia i Hasobà sy i Ôhela mbamin’i Berekià sy i Hasadià ary i Josaba-Heseda.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

20 ary i Hasabàna, i Ohala, i Barakiasa, i Hasadiasa, i Josabeseda, dimy izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

20 ary Hasoba sy Ohela sy Berekia sy Hasadia ary Josaba-heseda; dimy izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

20 ary Hasoba sy Ohela sy Berekia sy Hasadia ary Josaba-heseda; dimy izy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

20 ary koa i Hasoba, i Ohela, i Berekia, i Hasadia ary i Josaba-Heseda; dimy izy ireo.

Jereo ny toko dika mitovy




1Tantara 3:20
2 Rohy Ifampitohizana  

Ny zanakalahin’i Pedaià dia i Zerobabela sy i Simehỳ; ny zanak’i Zerobabela dia i Mesolama sy i Hananià mirahalahy, i Selômita anabaviny,


Ny taranak’i Hananià dia i Pelatià sy i Jesahià mbamin’ireo zanakalahin-dry i Refaià sy i Arnàna ary i Hôbadià sy i Sekanià.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra