Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Tantara 28:17 - DIEM PROTESTANTA

17 ny lanjan’ireo fitrebika sy loviabe ary kaopy samy volamena madio, ny lanjan’ny siny volamena sy volafotsy araka ny karazany avy,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

17 ny amin’ny fitrebika sy ny lovia famafazana ary ny fitoeran-divay, izay samy volamena tsy mifangaro; ny amin’ny kapoaka misarona, na ny volamena, na ny volafotsy, araka ny lanjany avy;

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

17 ny lanjan’ireo fitrebika sy loviabe ary kaopy samy volamena madio, ny lanjan’ny siny volamena sy volafotsy araka ny karazany avy,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

17 ny mariky ny fitrebika, ny jôgy, ny kôpy volamena madio, ny siny volamena, mbamin’ny lanjany avy isan-tsiny; ny siny volafotsy, mbamin’ny lanjany avy isan-tsiny;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

17 ary ny amin’ny fitrebika sy ny lovia famafazana ary ny fitoeran-divay, izay samy volamena tsara, ary ny amin’ny kapoaka misarona, na ny volamena, na ny volafotsy, araka ny lanjany avy,

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

17 ary ny amin'ny fitrebika sy ny lovia famafazana ary ny fitoeran-divay, izay samy volamena tsara, ary ny amin'ny kapoaka misarona, na ny volamena, na ny volafotsy, araka ny lanjany avy,

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

17 ny amin’ny fitrebika sy ny lovia famafazana ary ny fitoeran-divay, izay samy volamena tsy mifangaro; ny amin’ny kapoaka misarona, na ny volamena, na ny volafotsy, araka ny lanjany avy;

Jereo ny toko dika mitovy




1Tantara 28:17
8 Rohy Ifampitohizana  

Volamena avokoa ny tsatokaty fisotroan’i Salômôna mpanjaka; ary volamena tsara avokoa ny kojakoja rehetra tao amin’ilay trano antsoina hoe «Alan’i Libano». Tsy nisy vita volafotsy ireo, satria noheverina ho tsy dia sarobidy loatra izany tamin’ny andron’i Salômôna.


ny lanjan’ny volamena ilaina isaky ny latabatra volamena fametrahana ny mofo atolotra an’Andriamanitra, ny lanjan’ny volafotsy ilaina ho an’ny latabatra volafotsy,


ary ny lanjan’ny volamena voadio hanaovana ny alitara fandoroana vovo-javamanitra. Farany, nomen’i Davida an’i Salômôna ny sarin’ilay kalesy misy ireo kerobîma volamena izay samy manana elatra mivelatra manarona ny Vatamasina mirakitra ny fanekempihavanan’ny TOMPO.


Halimo koa no hanaovana ny fanaka rehetra momba ny alitara: dia ny tavy fasiana lavenon-jabora, ny sotrobe fangaronana afo, ny tsatokaty famafazana, ny fitrebi-kena ary ny fitondrana afo.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra