Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Tantara 26:9 - DIEM PROTESTANTA

9 Ny an’i Meselemià dia nisy 18 lahy ny zanany sy ny havany no mpiandry vavahady: samy olom-banona avokoa.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

9 Nanan-janakalahy sy rahalahy valo amby folo i Meselemia; samy lehilahy mahay avokoa izy ireo.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

9 Ny an’i Meselemià dia nisy 18 lahy ny zanany sy ny havany no mpiandry vavahady: samy olom-banona avokoa.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

9 Nanan-janaka aman-drahalahy i Meselemià, izay samy lehilahy mahery fo; 18 izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

9 Ary Meselemia nanan-janaka sy rahalahy valo ambin’ny folo, samy lehilahy mahay avokoa.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

9 Ary Meselemia nanan-janaka sy rahalahy valo ambin'ny folo, samy lehilahy mahay avokoa.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

9 Nanan-janakalahy sy rahalahy valo amby folo i Meselemia; samy lehilahy mahay avokoa izy ireo.

Jereo ny toko dika mitovy




1Tantara 26:9
4 Rohy Ifampitohizana  

Ny amin’ny mpiandry vavahady, dia izao no fitsinjarana azy ho antokony: Tamin’ny taranak’i Kôra dia i Meselemià zanakalahin’i Kôra sady zafin’i Abiasafa.


Ny an’i Hôsà, izay anisan’ireo taranak’i Merarỳ, dia nisy efa-dahy ny zanany: i Simrỳ no voalohany (tsy lahimatoa izy kanefa nataon-drainy lohalaharana),


Ny amin’ny vavahady atsinanana, dia azon’i Selemià ny antsapaka. Ny amin’ny vavahady avaratra, dia i Zakarià zanany, izay mpanolotsaina hendry, no niantefan’ny antsapaka natao.


Anisan’ny taranak’i Hôbeda-Edôma ireo rehetra ireo. Ny taranaka ombàn-janaka sy havana dia nisy 62 lahy ny an’i Hôbeda-Edôma no mpiandry vavahady: samy olom-banona avokoa sady mahery fo amin’ny fanompoany.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra