1Tantara 26:4 - DIEM PROTESTANTA4 Ny an’i Hôbeda-Edôma dia nisy valo lahy ny zanany: i Semahià lahimatoa, i Jôzabada lahiaivo, i Jôà fahatelo, i Sakara fahefatra, i Natanaela fahadimy, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20114 Ny zanakalahin’i Obeda-Edoma dia i Semaia, lahimatoa; i Jozabada, lahiaivo; i Joa, fahatelo; i Sakara, fahefatra; i Netanela, fahadimy; Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara4 Ny an’i Hôbeda-Edôma dia nisy valo lahy ny zanany: i Semahià lahimatoa, i Jôzabada lahiaivo, i Jôà fahatelo, i Sakara fahefatra, i Natanaela fahadimy, Jereo ny tokoBaiboly Katolika4 Zanaka lahin’i Obededôma: i Semeiàsa lahimatoa, i Jôzabada faharoa, i Jôahà fahatelo, i Sakara fahefatra, i Natanaely fahadimy, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy4 Ary ny zanakalahin’i Obed-edoma dia Semaia, lahimatoa, sy Jozabada, lahiaivo, sy Joa, fahatelo, sy Sakara, fahefatra, sy Netanela, fahadimy, Jereo ny tokoMalagasy Bible4 Ary ny zanakalahin'i Obed-edoma dia Semaia, lahimatoa, sy Jozabada, lahiaivo, sy Joa, fahatelo, sy Sakara, fahefatra, sy Netanela, fahadimy, Jereo ny tokoLa Bible en Malgache4 Ny zanakalahin’i Obeda-Edoma dia i Semaia, lahimatoa; i Jozabada, lahiaivo; i Joa, fahatelo; i Sakara, fahefatra; i Netanela, fahadimy; Jereo ny toko |