Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Tantara 24:22 - DIEM PROTESTANTA

22 Tamin’ny zanakalahin’i Jitsehara dia i Selômôta; ary tamin’ny zanakalahin’i Selômôta dia i Jahata.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

22 Tamin’ny Jizarita dia i Selomota; tamin’ny taranak’i Selomota dia i Jahata.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

22 Tamin’ny zanakalahin’i Jitsehara dia i Selômôta; ary tamin’ny zanakalahin’i Selômôta dia i Jahata.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

22 tamin’ny Isaarita i Salemôta, tamin’ny taranak’i Salemôta i Jahata.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

22 Tamin’ny Jizarita dia Selomota; tamin’ny taranak’i Selomota dia Jahata.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

22 Tamin'ny Jizarita dia Selomota; tamin'ny taranak'i Selomota dia Jahata.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

22 Tamin’ny Jizarita dia i Selomota; tamin’ny taranak’i Selomota dia i Jahata.

Jereo ny toko dika mitovy




1Tantara 24:22
8 Rohy Ifampitohizana  

Tamin’ny zanakalahin’i Jitsehara dia i Selomôta no loham-pianakaviana.


Tamin’ny zanakalahin’i Rehabià dia i Jisià no filohany.


Tamin’ny zanakalahin’i Hebrôna dia i Jerià no lahimatoa, i Amarià no lahiaivo, i Jahaziela no fahatelo ary i Jekamehama no faralahy.


Io Selômôta io sy ny havany no mpiandraikitra ny zavatra sarobidy voatokana ho an’Andriamanitra, dia ireo zavatra natokan’i Davida mpanjaka sy ireo loham-pianakaviany ary ny komandin-tafika mpifehy arivo sy mpifehy zato.


Ny zanakalahin’i Kehata dia i Hamrama sy i Jitsehara ary i Hebrôna sy i Hoziela.


Ny zanakalahin’i Jitsehara dia i Kôra sy i Nefega ary i Zikrỳ.


Ary ny anaran’ny zanakalahin’i Kehata dia ireto avy: i Hamrama sy i Jitsehara ary i Hebrôna sy i Hoziela ka izy efa-dahy no razan’ny tarika avy aminy.


I Kehata no razan’ny Kehatita izay misy tarika efatra, dia ny Hamramita sy ny Jitseharita ary ny Hebrônita sy ny Hozielita.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra