Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Tantara 23:15 - DIEM PROTESTANTA

15 dia i Gersôma sy i Elihezera.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

15 Ny zanakalahin’i Mosesy dia i Gersona sy i Eliezera.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

15 dia i Gersôma sy i Elihezera.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

15 Zanaka lahin’i Môizy: i Gersôma sy i Eleazara.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

15 Ny zanakalahin’i Mosesy dia Gersona sy Eliezera.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

15 Ny zanakalahin'i Mosesy dia Gersona sy Eliezera.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

15 Ny zanakalahin’i Mosesy dia i Gersona sy i Eliezera.

Jereo ny toko dika mitovy




1Tantara 23:15
5 Rohy Ifampitohizana  

I Mosesy dia lehilahin’Andriamanitra; natao ho anisan’ny fokon’i Levỳ kosa ny zanakalahiny,


Tamin’ny zanakalahin’i Gersôma dia i Sobaela no loham-pianakaviana.


Niteraka zazalahy ilay ramatoa ka hoy i Mosesy hoe: –Antsoiko hoe Gersôma ity zaza ity satria efa lasa mpitsoa-ponenana atỳ an-tany hafa aho.


Koa nalain’i Mosesy ny vadiny aman-janany, natainginy teo amin’ny borikiny, dia niverina ho any Ejipta izy. Ary nataony an-tanana koa ilay tehina nasain’Andriamanitra nentiny.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra