Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Tantara 12:30 - DIEM PROTESTANTA

30 Tamin’ny taranak’i Benjamîna, mpiray foko amin’i Saoly, dia nisy telo arivo lahy; ka ny ankamaroan’ireo, talohan’izao, dia mpikarakara ny ankohonan’i Saoly.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

30 Tamin’ny taranak’i Efraima dia valonjato sy roa alina, lehilahy mahery avokoa sady samy nalaza tamin’ny fianakaviany avy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

30 Tamin’ny taranak’i Benjamîna, mpiray foko amin’i Saoly, dia nisy telo arivo lahy; ka ny ankamaroan’ireo, talohan’izao, dia mpikarakara ny ankohonan’i Saoly.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

30 Tamin’ny taranak’i Efraima, 20.800, samy lehilahy mahery sy malaza any amin’ny fianakavian-drainy avy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

30 Ary tamin’ny taranak’i Efraima dia valon-jato amby roa alina, lehilahy mahery avokoa sady samy nalaza tamin’ny fianakaviany avy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

30 Ary tamin'ny taranak'i Efraima dia valon-jato amby roa alina, lehilahy mahery avokoa sady samy nalaza tamin'ny fianakaviany avy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

30 Tamin’ny taranak’i Efraima dia valonjato sy roa alina, lehilahy mahery avokoa sady samy nalaza tamin’ny fianakaviany avy.

Jereo ny toko dika mitovy




1Tantara 12:30
6 Rohy Ifampitohizana  

Tamin’izany fotoana izany no nisian’ireo rapeton’olona goavambe teto an-tany, ary mbola nisy koa aza tonga taty aoriana izay teraka avy tamin’ny fifanambadian’ireo zanakalahin’andriamanitra sy ny zanakavavin’ny olombelona. Izy ireny no olo-mahery sady lehilahy nanan-daza fahagola.


Fa nentin’i Abinera zanakalahin’i Nera sady lehiben’ny tafik’i Saoly nankany Mahanaîma i Isbôsèta zanakalahin’i Saoly,


ka nataony mpanjaka tamin’ny faritr’i Gilehada sy ny Asorita mbamin’i Jizrehela sy i Efraîma sy i Benjamîna ary i Israely manontolo.


Niresaka izany tamin’ny Benjaminita koa i Abinera; ary avy eo nankany Hebrôna izy mba hilaza amin’i Davida ny faneken’ny Benjaminita sy ny Israelita hafa.


sy niampy an’i Tsadôka, tovolahy maherifo, niaraka tamin’ny 22 lahy samy filoha teo amin’ny fianakavian-drainy.


Tamin’ny taranak’i Efraîma, dia nisy 20 800 lahy, samy maherifo sady nalaza teo amin’ny fianakaviany avy.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra