1Tantara 11:5 - DIEM PROTESTANTA5 Dia hoy ireo mponina tao Jebosa tamin’i Davida: –Tsy ho tafiditra ato an-tanànanay ianao! Kanjo azon’i Davida ihany ny tanànamimanda, dia i Tsiôna izay hatao hoe «Tanànan’i Davida». Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20115 Hoy ny mponina tao Jebosa tamin’i Davida: Tsy ho tafiditra ato ianao. Kanjo azon’i Davida ihany ny manda fiarovana, dia i Ziona izay Tanànan’i Davida. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara5 Dia hoy ireo mponina tao Jebosa tamin’i Davida: –Tsy ho tafiditra ato an-tanànanay ianao! Kanjo azon’i Davida ihany ny tanànamimanda, dia i Tsiôna izay hatao hoe «Tanànan’i Davida». Jereo ny tokoBaiboly Katolika5 Fa hoy ny mponina tao Jebosa tamin’i Davida: «Tsy ho tafiditra eto ianao.» Afak’i Davida ihany anefa ny trano mimandan’i Siôna: izany no tanànan’i Davida. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy5 Ary hoy ny mponina tao Jebosa tamin’i Davida: Tsy ho tafiditra eto hianao. Kanjo afak’i Davida ihany ny batery fiarovana, dia Ziona (Tanànan’i Davida izany). Jereo ny tokoMalagasy Bible5 Ary hoy ny mponina tao Jebosa tamin'i Davida: Tsy ho tafiditra eto ianao. Kanjo afak'i Davida ihany ny batery fiarovana, dia Ziona (Tanànan'i Davida izany). Jereo ny tokoLa Bible en Malgache5 Hoy ny mponina tao Jebosa tamin’i Davida: Tsy ho tafiditra ato ianao. Kanjo azon’i Davida ihany ny manda fiarovana, dia i Ziona* izay Tanànan’i Davida. Jereo ny toko |