Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Tantara 11:43 - DIEM PROTESTANTA

43 i Hanàna, zanakalahin’i Mahekà; i Jôsafata, avy any Metèna;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

43 i Hanana, zanak’i Maka; i Josafata mitnita,

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

43 i Hanàna, zanakalahin’i Mahekà; i Jôsafata, avy any Metèna;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

43 i Hanàna zanak’i Maakà, i Jôsafata avy any Matàna;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

43 sy Hanana, zanak’i Maka, sy Josafata Mitnita

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

43 sy Hanana, zanak'i Maka, sy Josafata Mitnita

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

43 i Hanana, zanak’i Maka; i Josafata mitnita,

Jereo ny toko dika mitovy




1Tantara 11:43
3 Rohy Ifampitohizana  

Mbola nanana vadikely natao hoe Reomà i Nahôra ka niterahany an’i Teba sy i Gahama ary i Tahasa sy i Mahekà.


i Hadinà, zanakalahin’i Sizà, anankiray amin’ireo lohandohan’ny foko robenita, sady ombàn’ny namany 30 lahy koa;


i Hozià, avy any Hastarôta; i Samà sy i Jehoela, samy zanakalahin’i Hôtama, avy any Harôhera;


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra