Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Josoa 4:2 - Baiboly Protestanta Malagasy

2 Mangalà lehilahy roa ambin’ny folo amin’ny olona, dia iray avy isam-pirenena,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

2 Makà lehilahy roa amby folo amin’ny olona, dia iray avy isam-poko,

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

2 –Mifidiana 12 lahy, iray avy isaky ny foko,

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

2 –Mifidiana 12 lahy, iray avy isaky ny foko,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

2 «Mangalà roa ambin’ny folo lahy amin’ny vahoaka, dia lehilahy iray avy isam-pokony,

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

2 Mangalà lehilahy roa ambin'ny folo amin'ny olona, dia iray avy isam-pirenena,

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

2 Makà lehilahy roa amby folo amin’ny olona, dia iray avy isam-poko,

Jereo ny toko dika mitovy




Josoa 4:2
8 Rohy Ifampitohizana  

ka naka vato roa ambin’ny folo, araka ny isan’ny firenen’ny zanak’i Jakoba, izay nihavian’ilay tenin’i Jehovah hoe: Isiraely no ho anaranao;


Maniraha lehilahy vitsivitsy hisafo ny tany Kanana, izay omeko ho an’ny Zanak’Isiraely; dia lehilahy iray avy isam-pirazanany no hirahinareo, ka izay samy lohan’ny fireneny avy.


Ary loholona iray avy amin’ny isam-pirenena koa no halainareo hizara ny tany.


Ary sitrako ny teny ka dia nifidy roa ambin’ny folo lahy teo aminareo aho, iray avy isam-pirenena;


koa ankehitriny mangalà lehilahy roa ambin’ny folo amin’ny firenen’Isiraely ho anareo, dia iray avy isam-pirenena;


ka mandidia azy hoe: Makà vato roa ambin’ny folo eo afovoan’i Jordana eo amin’ilay nijoroan’ny tongotry ny mpisorona, dia ento miaraka aminareo, ka avelao eo amin’izay handrianareo anio alina.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra