Zakaria 8:14 - Baiboly Katolika14 Fa izao no lazain’i Iavehn’ny tafika: «Toy ny nikasako hahatonga loza taminareo fony nihantsy ny hatezerako ny razanareo, hoy i Iavehn’ny tafika, ka tsy nanenenako izany, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201114 Fa izao no lazain’Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao: Toy ny nisainako hahatonga loza aminareo tamin’ny nampahatezeran’ny razanareo Ahy, hoy Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao, ary tsy nanenina Aho, Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA14 Izao manko no lazain’ny TOMPOn’izao rehetra izao: «Tamin’ny nampahatezeran’ny razanareo Ahy, dia nihevitra hahatonga loza aminareo Izaho TOMPOn’izao rehetra izao ka tsy nisalasala nanatanteraka izany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara14 Izao manko no lazain’ny TOMPOn’izao rehetra izao: «Tamin’ny nampahatezeran’ny razanareo Ahy, dia nihevitra hahatonga loza aminareo Izaho TOMPOn’izao rehetra izao ka tsy nisalasala nanatanteraka izany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy14 Fa izao no lazain’i Jehovah, Tompon’ny maro: Toy ny nisainako hahatonga loza aminareo tamin’ny nampahatezeran’ny razanareo Ahy, hoy Jehovah, Tompon’ny maro, ka tsy nanenina Aho, Jereo ny tokoMalagasy Bible14 Fa izao no lazain'i Jehovah, Tompon'ny maro: Toy ny nisainako hahatonga loza aminareo tamin'ny nampahatezeran'ny razanareo Ahy, hoy Jehovah, Tompon'ny maro, ka tsy nanenina Aho, Jereo ny tokoLa Bible en Malgache14 Fa izao no lazain’Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao: Toy ny nisainako hahatonga loza aminareo tamin’ny nampahatezeran’ny razanareo Ahy, hoy Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao, ary tsy nanenina Aho, Jereo ny toko |