Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Zakaria 5:5 - Baiboly Katolika

5 Niseho indray ilay Anjely niresaka tamiko, ary nanao tamiko hoe: «Atopazo ny masonao, ka jereo io miseho io.» Dia hoy aho: «Inona io?»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

5 Dia nandroso ilay anjely niresaka tamiko ka niteny tamiko hoe: Atopazy ny masonao ka jereo io zavatra miseho io.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

5 Niseho indray ilay anjely niresaka tamiko ka nanao hoe: –Atopazy ny masonao, ka jereo irỳ mipoitra irỳ?

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

5 Niseho indray ilay anjely niresaka tamiko ka nanao hoe: –Atopazy ny masonao, ka jereo irỳ mipoitra irỳ?

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

5 Dia nivoaka ilay anjely niresaka tamiko ka nanao tamiko hoe: Atopazy ny masonao, ka jereo io mivoaka io.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

5 Dia nivoaka ilay anjely niresaka tamiko ka nanao tamiko hoe: Atopazy ny masonao, ka jereo io mivoaka io.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

5 Dia nandroso ilay anjely niresaka tamiko ka niteny tamiko hoe: Atopazy ny masonao ka jereo io zavatra miseho io.

Jereo ny toko dika mitovy




Zakaria 5:5
6 Rohy Ifampitohizana  

Hoy izy tamiko: «Ry zanak’olona, atopazo mianavaratra ny masonao.» Dia natopiko mianavaratra ny masoko, ka indro, teo avaratry ny vavahadin’ny ôtely, eo amin’ny fidirana, nisy ilay sampin’ny fialonana io.


Ary ity Anjely niresaka tamiko kosa nanao tamiko hoe: Ataovy antso avo izao: Izao no lazain’i Iavehn’ny tafika: Efa azon’ny fahasaro-piaro mafy, an’i Jerosalema sy an’i Siôna Aho.


Ka hoy aho: Inona ireo, tompoko? Dia hoy ilay Anjely niresaka tamiko: Hasehoko anao ny amin’ireo.


Ary naneho mpanefy efatra tamiko i Iaveh. Ka hoy aho: «Tonga haninona ireto?»


Namaly ilay Anjely niresaka tamiko ka nanao tamiko hoe: «Tsy fantatrao va ny hevitr’ireo zavatra ireo?» Ary hoy ny navaliko azy: «Tsia, tompoko.»


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra