Zakaria 4:13 - Baiboly Katolika13 Niteny tamiko izy nanao hoe: «Tsy fantatrao va ireo?» Ka hoy ny navaliko azy: «Tsia, tompoko.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201113 Dia hoy izy: Tsy fantatrao va ireo? Ary hoy aho: Tsia, tompoko. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA13 Ka hoy izy tamiko: –Tsy fantatrao koa va ny dikan’ireo? Fa novaliako hoe: –Tsia, Tompoko. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara13 Ka hoy izy tamiko: –Tsy fantatrao koa va ny dikan’ireo? Fa novaliako hoe: –Tsia, Tompoko. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy13 Dia namaly izy hoe: Tsy fantatrao va ireo? Ary hoy izaho: Tsia, tompoko. Jereo ny tokoMalagasy Bible13 Dia namaly izy hoe: Tsy fantatrao va ireo? Ary hoy izaho: Tsia, tompoko. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache13 Dia hoy izy: Tsy fantatrao va ireo? Ary hoy aho: Tsia, tompoko. Jereo ny toko |