Zakaria 14:17 - Baiboly Katolika17 Izay fianakaviana tsy mba hiakatra any Jerosalema hiankohoka eo anatrehan’ny Mpanjaka, Iavehn’ny tafika, dia tsy mba hilatsahan’ny orana. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201117 Ary na iza na iza amin’ny firenena samihafa amin’ny tany no tsy hiakatra ho any Jerosalema hiankohoka eo anatrehan’ny Mpanjaka, dia Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao, dia tsy hisy ranonorana mirotsaka aminy. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA17 Raha misy firenena amin’ny tany tsy mety hiakatra any Jerosalema mba hiankohoka eo anatrehan’ilay Mpanjaka, izany hoe ny Tompon’izao rehetra izao, dia tsy mba hisy orana hilatsaka eo amin’ny taniny. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara17 Raha misy firenena amin’ny tany tsy mety hiakatra any Jerosalema mba hiankohoka eo anatrehan’ilay Mpanjaka, izany hoe ny Tompon’izao rehetra izao, dia tsy mba hisy orana hilatsaka eo amin’ny taniny. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy17 Ary na iza na iza amin’ny firenena samy hafa amin’ny tany no tsy hiakatra ho any Jerosalema hiankohoka eo anatrehan’ny Mpanjaka, dia Jehovah, Tompon’ny maro, dia tsy mba hisy ranonorana mivatravatra any aminy. Jereo ny tokoMalagasy Bible17 Ary na iza na iza amin'ny firenena samy hafa amin'ny tany no tsy hiakatra ho any Jerosalema hiankohoka eo anatrehan'ny Mpanjaka, dia Jehovah, Tompon'ny maro, dia tsy mba hisy ranonorana mivatravatra any aminy. Jereo ny toko |
Amin’izany andro izany, hisy fanatitra haterina amin’i Iavehn’ny tafika, avy amin’ny vahoaka lava ranjanana sady malambolambo ny hodiny, amin’ny vahoaka atahorana any lavitra any, firenena manao jadona sady manorotoro ary vakivakin’ny ony ny taniny, ho ao amin’ny fonenan’ny Anaran’i Iavehn’ny tafika, any an-tendrombohitra Siôna.