Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Zakaria 12:14 - Baiboly Katolika

14 ny fianakaviana sisa rehetra, samy manokana isam-pianakaviana, ary ny vadin’ireo manokana.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

14 hitokana ny fianakaviana sisa rehetra isam-pianakaviana ary hitokana ny vadin’ireo.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

14 ary ny fianakaviana sisa rehetra, lahy sy vavy samy mitokana hisaona avokoa.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

14 ary ny fianakaviana sisa rehetra, lahy sy vavy samy mitokana hisaona avokoa.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

14 ny fianakaviana sisa rehetra mitokana isam-pianakaviana, ary ny vadin’ireo mitokana.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

14 ny fianakaviana sisa rehetra mitokana isam-pianakaviana, ary ny vadin'ireo mitokana.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

14 hitokana ny fianakaviana sisa rehetra isam-pianakaviana ary hitokana ny vadin’ireo.

Jereo ny toko dika mitovy




Zakaria 12:14
4 Rohy Ifampitohizana  

Raha hendry ianao, dia soa ho anao ny hendry; fa raha mpamazivazy kosa, ianao ihany no hivesatra ny sazin’izany.


Na misy ho afa-mandositra aza amin’izy ireo, dia hirenireny eny an-tendrombohitra, toa voromahailala an-dohasaha, samy hitoloko noho ny helony avokoa.


ny fianakavian’ny taranak’i Levì manokana, ny vadin’ireo manokana; ny fianakavian’i Semeì manokana, ny vadin’ireo manokana;


Amin’izany andro izany, hisy loharano hisokatra, ho an’ny taranak’i Davida sy ny mponina ao Jerosalema, hanasa ny fahotana amam-pahalotoana.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra