Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno Tôbita 6:19 - Baiboly Katolika19 Amin’ny alina voalohany, ataovy amin’ny afo ny atin’ny hazandrano, dia handositra ny demony. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara19 Henon’i Tôbià ny tenin’i Rafaela ka nahalalany fa havany sy iray firazanana aminy tokoa i Sarà; dia notiaviny fatratra ilay tovovavy ary niraiketan’ny fony. Jereo ny toko |