Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno Tôbita 5:26 - Baiboly Katolika26 Dia namaly azy i Tobia nanao hoe: «Aza mitomany, fa ho tonga soa aman-tsara ny zanatsika, ho tafaverina soa aman-tsara atỳ amintsika izy, ka hahita azy indray ny masonao. Jereo ny toko |