Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno Tôbita 5:15 - Baiboly Katolika15 «Hitari-dalana azy aho, hoy ny navalin’ny Anjely, ary hitondra azy miverina ho atỳ aminao koa.» Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara15 Ary hoy koa i Tôbita hoe: –Homeko ny karama drakma iray isan’andro ianao; ary momba ny zavatra ilainao eny an-dalana, dia homeko mitovy amin’izay homeko an-janako ianao. Jereo ny toko |