Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno Tôbita 3:25 - Baiboly Katolika25 Ny Anjely masin’ny Tompo, Rafaely, no voairaka hanasitrana an’i Tobia sy i Sarà, fa ny vavak’izy ireo dia indray notononina teo anatrehan’ny Tompo. Jereo ny toko |