Salamo 102:3 - Baiboly Katolika3 ary aoka ho tonga hatrany aminao ny fitarainako. Aza manafina ny Tavanao amin’ny andron’ny fahoriako, atongilano atỳ amiko ny sofinao, faingàna hamaly ahy, nony mitaraina aho. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20113 Fa levon-ko setroka ny androko ary mahamay tahaka ny forohana sisa tsy may ny taolako. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA3 Aza lavinao ny hijery ahy amin’ny androm-pahoriako. Anongilano sofina aho ka valio faingana amin’ny andro iantsoako vonjy aminao. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara3 Aza lavinao ny hijery ahy amin’ny androm-pahoriako. Anongilano sofina aho ka valio faingana amin’ny andro iantsoako vonjy aminao. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy3 Fa levon-ko setroka ny androko, Ary ny taolako mahamay tahaka ny forohana. Jereo ny tokoMalagasy Bible3 Fa levon-ko setroka ny androko Ary ny taolako mahamay tahaka ny forohana. Jereo ny toko |