Romana 1:2 - Baiboly Katolika2 izay nampanantenainy rahateo tamin’ny alalan’ny mpaminany ao amin’ny Soratra Masina, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20112 izay nampilazainy mialoha tamin’ny alalan’ny mpaminany tao amin’ny Soratra Masina; Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA2 Ao amin’ny Soratra Masina no efa nampanantenain’Andriamanitra tamin’ny alalan’ny mpaminany io Vaovao Mahafaly io: Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara2 Ao amin’ny Soratra Masina no efa nampanantenain’Andriamanitra tamin’ny alalan’ny mpaminany io Vaovao Mahafaly io: Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy2 izay nampilazainy ny mpaminany rahateo teo amin’ny Soratra Masina, Jereo ny tokoMalagasy Bible2 izay nampilazainy ny mpaminany rahateo teo amin'ny Soratra Masina, Jereo ny tokoLa Bible en Malgache2 izay nampilazainy mialoha tamin’ny alalan’ny mpaminany tao amin’ny Soratra Masina; Jereo ny toko |