Nomery 7:69 - Baiboly Katolika69 vantotr’ombalahy iray, ondralahy iray, zanak’ondry iray, efa iray taona, ho sorona dorana; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201169 vantotra ombilahy iray, ondrilahy iray, zanak’ondry iray izay iray taona kosa no ho fanatitra dorana manontolo; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy69 vantotr’ombilahy iray, ondrilahy iray, zanak’ondry iray izay iray taona, ho fanatitra dorana; Jereo ny tokoMalagasy Bible69 vantotr'ombilahy iray, ondrilahy iray, zanak'ondry iray izay iray taona, ho fanatitra dorana; Jereo ny tokoLa Bible en Malgache69 vantotra ombilahy iray, ondrilahy iray, zanak’ondry iray izay iray taona kosa no ho fanatitra dorana manontolo; Jereo ny toko |