Nomery 7:67 - Baiboly Katolika67 izao no nateriny: lovia volafotsy iray, lanjana 130 sikla, kapoaka volafotsy iray, 70 sikla, araka ny sikla masina; samy feno lafarina tsara indrindra voadity tamin’ny diloilo izy roa ireo, ho fanatitra; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201167 Ny fanatiny dia lovia volafotsy iray, sekela telopolo amby zato no lanjany, lovia volafotsy iray famafazana, sekela fitopolo, araka ny sekela masina; samy feno koba tsara toto voaharo diloilo, ho fanatitra avy amin’ny zavamaniry izy roa; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy67 Ny fanatiny dia lovia volafotsy iray, sekely telo-polo amby zato no lanjany, sy lovia volafotsy iray famafazana, dia sekely fito-polo, araka ny sekely masina; izy roa samy feno koba tsara toto voaharo diloilo, ho fanatitra hohanina; Jereo ny tokoMalagasy Bible67 Ny fanatiny dia lovia volafotsy iray, sekely telo-polo amby zato no lanjany, sy lovia volafotsy iray famafazana, dia sekely fito-polo, araka ny sekely masina; izy roa samy feno koba tsara toto voaharo diloilo, ho fanatitra hohanina; Jereo ny tokoLa Bible en Malgache67 Ny fanatiny dia lovia volafotsy iray, sekela telopolo amby zato no lanjany, lovia volafotsy iray famafazana, sekela fitopolo, araka ny sekela masina; samy feno koba tsara toto voaharo diloilo, ho fanatitra avy amin’ny zavamaniry izy roa; Jereo ny toko |