Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 7:59 - Baiboly Katolika

59 ary omby roa, ondralahy dimy, osy lahy dimy, zanak’ondry dimy, efa iray taona, ho sorom-pihavanana. Ireo no fanatitr’i Gamaliela zanak’i Fadasora.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

59 ary ho fanati-pihavanana dia omby roa, ondrilahy dimy, osilahy dimy, zanak’ondry dimy izay iray taona; ireo no fanatitr’i Gamaliela, zanak’i Pedazora.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

59 ary ho fanati-pihavanana dia omby roa, ondrilahy dimy, osilahy dimy, zanak’ondry dimy izay iray taona; ireo no fanatitr’i Gamaliela, zanak’i Pedazora.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

59 ary ho fanati-pihavanana dia omby roa, ondrilahy dimy, osilahy dimy, zanak'ondry dimy izay iray taona; ireo no fanatitr'i Gamaliela, zanak'i Pedazora.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

59 ary ho fanati-pihavanana dia omby roa, ondrilahy dimy, osilahy dimy, zanak’ondry dimy izay iray taona; ireo no fanatitr’i Gamaliela, zanak’i Pedazora.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 7:59
3 Rohy Ifampitohizana  

«Raha misy olona manatitra sorom-pihavanana ka biby vaventy, lahy na vavy, no ateriny, dia izay tsy misy kilema no hateriny eo anatrehan’i Iaveh.


Ny fokon’i Manase no hitoby eo anilany. Ny filohan’ny taranak’i Manase dia i Gamaliela zanak’i Fadasora,


osy lahy iray, ho sorona noho ny ota,


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra