Nomery 7:41 - Baiboly Katolika41 ary omby roa, ondrilahy dimy, osy lahy dimy, zanak’ondry dimy, efa iray taona, ho sorom-pihavanana. Ireo no fanatitr’i Salamiela, zanak’i Sorisadaia. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201141 ary ho fanati-pihavanana dia omby roa, ondrilahy dimy, osilahy dimy, zanak’ondry izay iray taona, dimy; ireo no fanatitr’i Selomiela, zanak’i Zorisaday. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy41 ary ho fanati-pihavanana dia omby roa, ondrilahy dimy, osilahy dimy, zanak’ondry dimy izay iray taona; ireo no fanatitr’i Selomiela, zanak’i Zorisaday. Jereo ny tokoMalagasy Bible41 ary ho fanati-pihavanana dia omby roa, ondrilahy dimy, osilahy dimy, zanak'ondry dimy izay iray taona; ireo no fanatitr'i Selomiela, zanak'i Zorisaday, Jereo ny tokoLa Bible en Malgache41 ary ho fanati-pihavanana dia omby roa, ondrilahy dimy, osilahy dimy, zanak’ondry izay iray taona, dimy; ireo no fanatitr’i Selomiela, zanak’i Zorisaday. Jereo ny toko |