Nomery 7:14 - Baiboly Katolika14 lovia kely volamena iray, 10 sikla, feno zava-manitra; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201114 lovia kely volamena iray, sekela folo, feno ditin-kazo manitra; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy14 lovia kely volamena iray, sekely folo, feno ditin-kazo manitra; Jereo ny tokoMalagasy Bible14 lovia kely volamena iray, sekely folo, feno ditin-kazo manitra; Jereo ny tokoLa Bible en Malgache14 lovia kely volamena iray, sekela folo, feno ditin-kazo manitra; Jereo ny toko |
Nony vita ny asa dia nentiny teo anatrehan’ny mpanjaka sy i Jôiadà ny vola sisa ka nanaovana fanaka ho an’ny tranon’i Iaveh, dia fanaka hoenti-manao ny fanompoana sy ny sorona dorana, kôpy mbamin’ny fanaka volamena amana volafotsy sasany, ka tsy tapaka fanateran-tsorona dorana tao an-tranon’i Iaveh tamin’ny andro rehetra niainan’i Jôiadà.