Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 36:8 - Baiboly Katolika

8 Ka ny zazavavy rehetra manana lova eo amin’ny fokon’ny zanak’i Israely, dia samy hanambady ny anankiray amin’ny fianakavian’ny fokon-drainy avy, mba samy hahatana ny lovan-drazany avy ny zanak’i Israely rehetra.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

8 Ary ny zazavavy rehetra izay mandova zaratany eo amin’ny foko iray amin’ny Zanak’Israely dia hanambady lehilahy avy ao amin’ny fokon’ny razany ihany mba hananan’ny Zanak’Israely rehetra ny zaratanin’ny razany avy.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

8 Ny tovovavy rehetra, izay handova eo amin’ny foko israelita anankiray, dia hanambady lehilahy ao amin’ny tarika nisy an-drainy ihany. Izay no hitazonan’ny Israelita tsirairay avy ny zara tany azon’ny razany;

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

8 Ny tovovavy rehetra, izay handova eo amin’ny foko israelita anankiray, dia hanambady lehilahy ao amin’ny tarika nisy an-drainy ihany. Izay no hitazonan’ny Israelita tsirairay avy ny zara tany azon’ny razany;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

8 Ary ny zazavavy rehetra izay mandova zara-tany eo amin’ny firenen’ny Zanak’Isiraely dia hanambady ny anankiray ao amin’ny fokon’ny firenen’ny razany ihany, mba hananan’ny Zanak’Isiraely rehetra ny zara-tanin’ny razany avy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

8 Ary ny zazavavy rehetra izay mandova zara-tany eo amin'ny firenen'ny Zanak'Isiraely dia hanambady ny anankiray ao amin'ny fokon'ny firenen'ny razany ihany, mba hananan'ny Zanak'Isiraely rehetra ny zara-tanin'ny razany avy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

8 Ary ny zazavavy rehetra izay mandova zaratany eo amin’ny foko iray amin’ny Zanak’Israely dia hanambady lehilahy avy ao amin’ny fokon’ny razany ihany mba hananan’ny Zanak’Israely rehetra ny zaratanin’ny razany avy.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 36:8
2 Rohy Ifampitohizana  

Zanaka lahin’i Moholì: i Eleazara sy i Kisa, Maty tsy nitera-dahy i Eleazara, fa vavy ihany, ary nalain’ny zanak’i Kisa, rahalahiny, ho vady ireo.


Tsy hisy lova hifindra maso any amin’ny foko hafa, fa ny fokon’i Israely rehetra samy hipetraka amin’ny lovany avy.»


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra