Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 33:5 - Baiboly Katolika

5 Nony niala teo Ramsesa ny zanak’i Israely, dia nitoby tao Sokôta.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

5 Niala tao Ramesesa ny Zanak’Israely dia nitoby tao Sokota.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

5 Niala teo Ramsesa ny Israelita, dia nitoby tao Sokôta;

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

5 Niala teo Ramsesa ny Israelita, dia nitoby tao Sokôta;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

5 Ary nony niala tao Ramesesa ny Zanak’Isiraely, dia nitoby tao Sokota.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

5 Ary nony niala tao Ramesesa ny Zanak'Isiraely, dia nitoby tao Sokota.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

5 Niala tao Ramesesa ny Zanak’Israely dia nitoby tao Sokota.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 33:5
2 Rohy Ifampitohizana  

«Niala tao Ramsesa ny zanak’i Israely dia nankany Sokôta; sahabo ho enina hetsy izy no olona mandeha an-tongotra afa-tsy ny ankizy.


Niala tao Sokôta izy, dia nitoby tao Etama, izay eo an-tsisin’ny efitra.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra