Nomery 33:48 - Baiboly Katolika48 Niala tao an-tendrombohitra Abirama izy, dia nitoby tao amin’ny tany lemak’i Moaba, amoron’i Jordany, tandrifin’i Jerikô. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201148 Niala tamin’ny tendrombohitra Abarima dia nitoby tany Arbota-Moaba, teo amoron’i Jordana tandrifin’i Jeriko. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA48 niala teo an-tendrombohitra Habarîma, dia nitoby tao amin’ny lemak’i Môaba, teo amoron’i Jôrdàna tandrifin’i Jerikao. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara48 niala teo an-tendrombohitra Habarîma, dia nitoby tao amin’ny lemak’i Môaba, teo amoron’i Jôrdàna tandrifin’i Jerikao. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy48 Ary nony niala tamin’ny tendrombohitra Abarima izy, dia nitoby tao Arbota-moaba, teo amoron’i Jordana tandrifin’i Jeriko. Jereo ny tokoMalagasy Bible48 Ary nony niala tamin'ny tendrombohitra Abarima izy, dia nitoby tao Arbota-moaba, teo amoron'i Jordana tandrifin'i Jeriko. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache48 Niala tamin’ny tendrombohitra Abarima dia nitoby tany Arbota-Moaba, teo amoron’i Jordana tandrifin’i Jeriko. Jereo ny toko |