Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 33:37 - Baiboly Katolika

37 Niala tao Kadesy izy, dia nitoby tany an-tendrombohitra Hôra, tao an-tsisin’ny tany Edôma.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

37 Niala tao Kadesy dia nitoby tao amin’ny tendrombohitra Hora, tao an-tsisin’ny tanin’i Edoma.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

37 ary niala teo Kadesy, dia nitoby tao an-tendrombohitra Hôra, akaikin’ny sisin-tanin’i Edôma.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

37 ary niala teo Kadesy, dia nitoby tao an-tendrombohitra Hôra, akaikin’ny sisin-tanin’i Edôma.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

37 Ary nony niala tao Kadesy izy, dia nitoby tao an-tendrombohitra Hora, tao an-tsisin’ny tany Edoma.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

37 Ary nony niala tao Kadesy izy, dia nitoby tao an-tendrombohitra Hora, tao an-tsisin'ny tany Edoma.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 33:37
3 Rohy Ifampitohizana  

Dia nitaraina tamin’i Iaveh izahay, ary nihaino ny feonay Izy; naniraka Anjely Izy ary nitondra anay nivoaka tany Ejipta. Ary indreto izahay izao dia eto Kadesy, tanàna amin’ny faritry ny taninao.


Niala tany an-tendrombohitra Hora izy ireo, dia nihazo ny lalan’ny Ranomasina Mena, hanodidina ny tanin’i Edôma. Namoifo tsy niaritra ny vahoaka tamin’io lalana io,


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra