Nomery 33:35 - Baiboly Katolika35 Niala tao Hebrôna izy, dia nitoby tao Asiôngabera. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201135 Niala tao Abrona dia nitoby tao Eziona-Gebera. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA35 niala teo Habrônà, dia nitoby tao Hetsiôna-Gebera; Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara35 niala teo Habrônà, dia nitoby tao Hetsiôna-Gebera; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy35 Ary nony niala tao Abrona izy, dia nitoby tao Ezion-gebera. Jereo ny tokoMalagasy Bible35 Ary nony niala tao Abrona izy, dia nitoby tao Ezion-gebera. Jereo ny toko |