Nomery 33:3 - Baiboly Katolika3 Niala tao Ramsesa tamin’ny volana voalohany izy, tamin’ny andro faha-15n’ny volana voalohany. Ny ampitson’ny Paka dia tamin’ny tanana voasandratra no nivoahan’ny zanak’i Israely teo imason’ny Ejiptianina rehetra. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20113 Niala tao Ramesesa izy ireo tamin’ny volana voalohany, dia tamin’ny andro fahadimy amby folo tamin’ny volana voalohany. Ny ampitson’ny Paska no nivoahan’ny Zanak’Israely tamin’ny fahafahana tanteraka, teo imason’ny Ejiptiana rehetra, Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA3 Niala teo Ramsesa ny Israelita tamin’ny volana voalohany, andro faha-19. Ny ampitson’ny andro Paska voalohany no niaingan’ny Israelita amin-kalalahana teo imason’ny Ejiptianina rehetra. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara3 Niala teo Ramsesa ny Israelita tamin’ny volana voalohany, andro faha-19. Ny ampitson’ny andro Paska voalohany no niaingan’ny Israelita amin-kalalahana teo imason’ny Ejiptianina rehetra. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy3 Niala tao Ramesesa izy tamin’ny volana voalohany, dia tamin’ny andro fahadimy ambin’ny folo tamin’ny volana voalohany; nony ampitson’ny Paska no nivoahan’ny Zanak’Isiraely tamin’ny tànana avo teo imason’ny Egyptiana rehetra. Jereo ny tokoMalagasy Bible3 Niala tao Ramesesa Izy tamin'ny volana voalohany, dia tamin'ny andro fahadimy ambin'ny folo tamin'ny volana voalohany; nony ampitson'ny Paska no nivoahan'ny Zanak'Isiraely tamin'ny tanana avo teo imason'ny Egyptiana rehetra. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache3 Niala tao Ramesesa izy ireo tamin’ny volana voalohany, dia tamin’ny andro fahadimy amby folo tamin’ny volana voalohany. Ny ampitson’ny Paska no nivoahan’ny Zanak’Israely tamin’ny fahafahana tanteraka, teo imason’ny Ejiptiana rehetra, Jereo ny toko |