Nomery 32:20 - Baiboly Katolika20 Dia hoy i Môizy tamin’izy ireo: «Raha izany àry no ataonareo ka hioman-kiady eo anatrehan’i Iaveh ianareo, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201120 Dia hoy i Mosesy taminy: Raha hanao izany zavatra izany ianareo ka hiomana hanafika eo anatrehan’NY TOMPO, Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA20 Dia hoy i Mosesy tamin’ny Reobenita sy ny Gadita: –Raha izany no ataonareo, dia raiso ny fiadianareo mba hiantafika eo ambany fifehezan’ny TOMPO; Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara20 Dia hoy i Mosesy tamin’ny Reobenita sy ny Gadita: –Raha izany no ataonareo, dia raiso ny fiadianareo mba hiantafika eo ambany fifehezan’ny TOMPO; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy20 Dia hoy Mosesy taminy: Raha hanao izany zavatra izany hianareo ka hiomana eo anatrehan’i Jehovah ho any an-tafika, Jereo ny tokoMalagasy Bible20 Dia hoy Mosesy taminy: Raha hanao izany zavatra izany ianareo ka hiomana eo anatrehan'i Jehovah ho any an-tafika, Jereo ny tokoLa Bible en Malgache20 Dia hoy i Mosesy taminy: Raha hanao izany zavatra izany ianareo ka hiomana hanafika eo anatrehan’NY TOMPO, Jereo ny toko |