Nomery 31:21 - Baiboly Katolika21 Hoy i Eleazara mpisorona tamin’ny lehilahy mpiantafika rehetra izay nandeha tany an’ady: «Izao no tapaky ny lalàna nandidian’i Iaveh an’i Môizy: Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201121 Ary hoy i Eleazara mpisorona tamin’ireo mpanafika, izay efa tany amin’ny ady: Izao no lalàna hotandremana, izay nandidian’NY TOMPO an’i Mosesy: Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA21 Dia hoy i Elehazara mpisorona tamin’ny miaramila nandray anjara tamin’ny fanafihana: –Izao no fepetran-dalàna izay nandidian’ny TOMPO an’i Mosesy: Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara21 Dia hoy i Elehazara mpisorona tamin’ny miaramila nandray anjara tamin’ny fanafihana: –Izao no fepetran-dalàna izay nandidian’ny TOMPO an’i Mosesy: Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy21 Ary hoy Eleazara mpisorona tamin’ny mpanafika, izay efa tany amin’ny ady: Izao no lalàna hotandremana, izay nandidian’i Jehovah’ an i Mosesy: Jereo ny tokoMalagasy Bible21 Ary hoy Eleazara mpisorona tamin'ny mpanafika, izay efa tany amin'ny ady: Izao no lalàna hotandremana, izay nandidian'i Jehovah'an i Mosesy: Jereo ny tokoLa Bible en Malgache21 Ary hoy i Eleazara mpisorona tamin’ireo mpanafika, izay efa tany amin’ny ady: Izao no lalàna hotandremana, izay nandidian’NY TOMPO an’i Mosesy: Jereo ny toko |