Nomery 30:9 - Baiboly Katolika9 Fa raha lavin’ny lahy kosa ny nataon-dravehivavy amin’ny andro nandrenesany an’izany, dia foana ny voady maningotra azy sy ny teny tsy voahevitra naloaky ny vavany namehezany ny tenany, ary i Iaveh hamela azy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20119 Fa raha nandrara azy ny vadiny tamin’ny andro nandrenesany azy niteny dia hofoanan-dRalehilahy ny voady izay noteneniny sy izay teniteny foana naloaky ny vavany ka namehezany tena; ary NY TOMPO hamela ny helony. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA9 Fa raha mandà kosa ny lahy amin’ny andro andrenesany izany, dia foana avokoa ny voady sy ny fianianam-poana nataon’ny vavy; ary hamela azy ny TOMPO. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara9 Fa raha mandà kosa ny lahy amin’ny andro andrenesany izany, dia foana avokoa ny voady sy ny fianianam-poana nataon’ny vavy; ary hamela azy ny TOMPO. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy9 Fa raha nandrara azy ny vadiny tamin’ny andro nandrenesany, dia hahafoana ny voadiny izay nivoadiany sy izay teniteny foana naloaky ny vavany ka namehezany ny fanahiny izy; ary Jehovah hamela ny helony. Jereo ny tokoMalagasy Bible9 Fa raha nandrara azy ny vadiny tamin'ny andro nandrenesany, dia hahafoana ny voadiny izay nivoadiany sy izay teniteny foana naloaky ny vavany ka namehezany ny fanahiny izy; ary Jehovah hamela ny helony. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache9 Fa raha nandrara azy ny vadiny tamin’ny andro nandrenesany azy niteny dia hofoanan-dRalehilahy ny voady izay noteneniny sy izay teniteny foana naloaky ny vavany ka namehezany tena; ary NY TOMPO hamela ny helony. Jereo ny toko |