Nomery 3:8 - Baiboly Katolika8 Izy ireo no hiadidy ny fanaka rehetra ao amin’ny trano lay fihaonana, sy izay rehetra tsy maintsy hiandraiketan’ny zanak’i Israely; izany no hanatanterahany ny fanompoana momba ny Fonenana; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20118 Hitandrina ny fanaka rehetra momba ny tranolay fihaonana sy ny anjara raharahan’ny Zanak’Israely izy ireo ka hanao ny fanompoana ao amin’ny tabernakely. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA8 Hiandraikitra ny fanaka rehetra momba ny Tranolay fihaonana izy ary ho vonona hanompo ny Israelita ka hanatanteraka izany ao amin’ny Tranolay. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara8 Hiandraikitra ny fanaka rehetra momba ny Tranolay fihaonana izy ary ho vonona hanompo ny Israelita ka hanatanteraka izany ao amin’ny Tranolay. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy8 Dia hitandria ny fanaka rehetra momba ny trano-lay fihaonana sy ny anjara-raharahan’ny Zanak’Isiraely izy ka hanao ny fanompoana ao amin’ny tabernakely. Jereo ny tokoMalagasy Bible8 Dia hitandrina ny fanaka rehetra momba ny trano-lay fihaonana sy ny anjara-raharahan'ny Zanak'Isiraely izy ka hanao ny fanompoana ao amin'ny tabernakely. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache8 Hitandrina ny fanaka rehetra momba ny tranolay fihaonana sy ny anjara raharahan’ny Zanak’Israely izy ireo ka hanao ny fanompoana ao amin’ny tabernakely. Jereo ny toko |
Rehefa vitan’i Aarôna sy ny zanany ny fanaronana ny fitoerana masina mbamin’ny fanaka rehetra momba azy, ka hifindra lasy, dia ho avy ny taranak’i Kaata hitondra azy; tsy hikasika ny zavatra masina anefa izy ireo, fandrao maty. Izany zavatra momba ny trano lay fihaonana izany, no ho anjara entan’ny taranak’i Kaata.