Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 3:29 - Baiboly Katolika

29 Eo amin’ny lafiny atsimo amin’ny Fonenana no nitobian’ny fokon’ny zanaka lahin’i Kaata.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

29 Ny fianakavian’ny zanak’i Kehata dia hitoby eo amin’ny lafiny atsimo amin’ny tabernakely.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

29 Nitoby teo amin’ny lafy atsimon’ny Fonena-masina ny Kehatita.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

29 Nitoby teo amin’ny lafy atsimon’ny Fonena-masina ny Kehatita.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

29 Ny fokon’ny zanak’i Kehata dia hitoby eo amin’ny lafiny atsimo amin’ny tabernakely.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

29 Ny fokon'ny zanak'i Kehata dia hitoby eo amin'ny lafiny atsimo amin'ny tabernakely.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

29 Ny fianakavian’ny zanak’i Kehata dia hitoby eo amin’ny lafiny atsimo amin’ny tabernakely.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 3:29
5 Rohy Ifampitohizana  

Fa ny Levita kosa dia hitoby manodidina ny Fonenan’ny vavolombelona, mba tsy hipoahan’ny hatezerako ny fiangonan’ny zanak’i Israely, ary ny Levita no hiambina ny Fonenan’ny vavolombelona.»


Ny fanevan’ny tobin-dRobena no ho eo amin’ny lafiny atsimo mbamin’ny antokony avy. Ny filohan’ny tarana-dRobena dia i Elizora zanak’i Sedeora.


Eo ivohon’ny Fonenana, amin’ny lafiny andrefana, no nitobian’ny Gersônita.


Tamin’ny nanisana ny lahy rehetra hatramin’ny iray volana no ho miakatra dia 8.600 no isany, izay niandraikitra ny fiambenana ny fitoerana masina.


Ny filohan’ny foko iavian’ireo fianakavian’ny Kaatita, dia Elisafàna zanak’i Oziela.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra