Nomery 29:17 - Baiboly Katolika17 Amin’ny andro faharoa manatera vantotr’ombalahy 12, ondralahy roa, zanak’ondry 14, efa iray taona, tsy misy kilema, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201117 Amin’ny andro faharoa indray, vantotra ombilahy roa amby folo sy ondrilahy roa ary zanak’ondry efatra amby folo, izay iray taona, sady tsy misy kilema; Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA17-34 «Amin’ny andro faharoa ka hatramin’ny andro fahafito dia biby tsy misy kilema no hatolotrareo ho sorona dorana miaraka amin’ireo fanatitra mahazatra ho fanampin’ny sorona dorana isa-maraina. Ireto avy izany: amin’ny andro faharoa, dia ombilahy 12 sy ondrilahy roa sy zanak’ondry 14 izay samy herintaona avy, ary koa osilahy iray; amin’ny andro fahatelo, dia ombilahy 11 sy ondrilahy roa sy zanak’ondry 14 izay samy herintaona avy, ary koa osilahy iray; amin’ny andro fahefatra, dia ombilahy folo sy ondrilahy roa sy zanak’ondry 14 izay samy herintaona avy, ary koa osilahy iray; amin’ny andro fahadimy, dia ombilahy sivy sy ondrilahy roa sy zanak’ondry 14 izay samy herintaona avy, ary koa osilahy iray; amin’ny andro fahenina, dia ombilahy valo sy ondrilahy roa, sy zanak’ondry 14 izay samy herintaona avy, ary koa osilahy iray; amin’ny andro fahafito, dia ombilahy fito sy ondrilahy roa sy zanak’ondry 14 izay samy herintaona avy, ary koa osilahy iray. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara17-34 «Amin’ny andro faharoa ka hatramin’ny andro fahafito dia biby tsy misy kilema no hatolotrareo ho sorona dorana miaraka amin’ireo fanatitra mahazatra ho fanampin’ny sorona dorana isa-maraina. Ireto avy izany: amin’ny andro faharoa, dia ombilahy 12 sy ondrilahy roa sy zanak’ondry 14 izay samy herintaona avy, ary koa osilahy iray; amin’ny andro fahatelo, dia ombilahy 11 sy ondrilahy roa sy zanak’ondry 14 izay samy herintaona avy, ary koa osilahy iray; amin’ny andro fahefatra, dia ombilahy folo sy ondrilahy roa sy zanak’ondry 14 izay samy herintaona avy, ary koa osilahy iray; amin’ny andro fahadimy, dia ombilahy sivy sy ondrilahy roa sy zanak’ondry 14 izay samy herintaona avy, ary koa osilahy iray; amin’ny andro fahenina, dia ombilahy valo sy ondrilahy roa, sy zanak’ondry 14 izay samy herintaona avy, ary koa osilahy iray; amin’ny andro fahafito, dia ombilahy fito sy ondrilahy roa sy zanak’ondry 14 izay samy herintaona avy, ary koa osilahy iray. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy17 Ary amin’ny andro faharoa koa dia vantotr’ombilahy roa ambin’ny folo sy ondrilahy roa ary zanak’ondry efatra ambin’ny folo, izay iray taona sady tsy misy kilema, Jereo ny tokoMalagasy Bible17 Ary amin'ny andro faharoa koa dia vantotr'ombilahy roa ambin'ny folo sy ondrilahy roa ary zanak'ondry efatra ambin'ny folo, izay iray taona sady tsy misy kilema, Jereo ny tokoLa Bible en Malgache17 Amin’ny andro faharoa indray, vantotra ombilahy roa amby folo sy ondrilahy roa ary zanak’ondry efatra amby folo, izay iray taona, sady tsy misy kilema; Jereo ny toko |