Nomery 27:20 - Baiboly Katolika20 Ametraho anjara amin’ny fahefanao izy, mba haneken’ny fiangonan’ny zanak’i Israely rehetra azy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201120 Dia anomezo azy ny voninahitrao mba hihainoan’ny fiangonan’ny Zanak’Israely manontolo azy. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA20 Anomezo anjara azy ny voninahitrao mba hankatoavan’ny Israelita rehetra azy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara20 Anomezo anjara azy ny voninahitrao mba hankatoavan’ny Israelita rehetra azy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy20 Dia anomezo azy ny voninahitrao, mba hihainoan’ny fiangonana, dia ny Zanak’Isiraely rehetra azy. Jereo ny tokoMalagasy Bible20 Dia anomezo azy ny voninahitrao, mba hihainoan'ny fiangonana, dia ny Zanak'Isiraely rehetra azy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache20 Dia anomezo azy ny voninahitrao mba hihainoan’ny fiangonan’ny Zanak’Israely manontolo azy. Jereo ny toko |
Izy hankeo anatrehan’i Eleazara mpisorona izay hanadina amin’ny fitsaràn’ny Orima ho azy, eo anatrehan’i Iaveh, ka araka ny teniny no hivoahan’i Jôsoe, araka ny teniny no hidirany, dia i Jôsoe, ny zanak’i Israely rehetra miaraka aminy, ary ny fiangonana rehetra. Hitarika azy hivoaka sy hiditra, hitondra sy hifehy azy.