Nomery 26:60 - Baiboly Katolika60 I Aarôna niteraka an’i Nadaba, i Abiò, i Eleazara ary i Itamara. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201160 Ny naterak’i Arona dia i Nadaba, i Abiho, i Eleazara ary Itamara. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA60 I Aharôna dia niteraka an’i Nadaba sy i Abihò ary i Elehazara sy i Itamara. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara60 I Aharôna dia niteraka an’i Nadaba sy i Abihò ary i Elehazara sy i Itamara. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy60 Ary ny naterak’i Arona dia Nadaba sy Abiho sy Eleazara ary Itamara. Jereo ny tokoMalagasy Bible60 Ary ny naterak'i Arona dia Nadaba sy Abiho sy Eleazara ary Itamara. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache60 Ny naterak’i Arona dia i Nadaba, i Abiho, i Eleazara ary Itamara. Jereo ny toko |